Teny iditra (1/2) | 1 misava |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mitady, mikaroka: Misava ilay gadralava nandositra ny polisy Mijery, mitsirika, mizaha fatratra: Misava ny trano misy ankizy mararin' ny donika ny mpikarakara ny toe-pahasalamana Mijery izay tsy manana: Misy polisy misava karatra ao Manala izay manentsina, na manelingelina: Ianao no aoka hisava lalana fa izaho hanaraka avy ato aoriana Manadihady, mamototra: Tia ny misava ny fotojavatra izy rehefa mianatra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to clear up, to disperse; to inspect something in detail |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] dégager, disperser, dissiper; se dissiper; fouiller, faire des perquisitions |
Fototeny | 6 sava |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 misavà |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misava [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3] |
Fototeny | 18 sava |
Fivaditsoratra | 19 asivam, isavam, misavà, misava, mivasa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11 |
![]() |