Teny iditra sava
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikarohana sy fitadiavana zavatra fatratra
¶ Fanesorana izay manakontakona na manembantsembana. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the act of clearing away, removing, or examining [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action d'éclaircir, d'examiner; action d'ôter [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Sava ny daholo ve ny efitra rehetra ato an-trano rehefa tonga izy? [Andraina: Mitaraina, takila 231]

Teny iditra SAVA
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [firaketana]
Famaritana malagasy faritra anatin' ny faritanin' i Antsiranana [3.1]
Famaritana frantsay Sambava Antalaha Vohémar Andapa [3.1]
Voambolana 
Mpanahaka  fanafohezan-teny
Tsanganana sy sary iray takila Ny faritra roa ambin' ny roapolo
Ohatra Ny fanangonana sy ny fanondranana andramena dia niteraka karazana mpandraharaha mpanao kolikoly rain-dahiny tany amin’ny faritr’i SAVA, tsy nisy na inona na inona mampihemotra azy rehefa tsy maintsy hanatitra ny bolongan-kazo voatahiriny any amin’ny mpividy azy maty eritreritra koa izy. [SeFaFi ]
Sary 

2015/01/03