|
|
|
|

Teny iditra1  miselisely
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka] mihabahaba
4  [1.1] Mandalo na mipetraka eo anoloan' olona mba hanelingelina azy
Fototeny  5  selisely
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10  miseloselo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12