Teny iditra miseloselo (seloselo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandalo na mipetraka eo anoloan' olona mba hanelingelina azy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miseloselo
Ny lasa : niseloselo
Ny hoavy : hiseloselo
Tovy hevitra miselisely

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05