Teny iditra | misesika (sesika) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Misy sesika: Misesika horompotsy io kidoro io ka asa raha ho tianao ¶ Feno: Misesika ny entana ny efitrano ka tsy misy hidirana intsony ¶ Mirohotra miditra na mitsofoka an-keriny: Nisesika niditra tao an-trano fianarana ny ankizy ¶ Mihinana be ambosika, na terena hihinana toy ny vorona afahy: Loza raha hisesika katsaka io ganagana io [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to enter by force [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | entrer par la force [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra | Kidoro jiafotsy misesika mololo no fandriana niraisany ary bodofotsy iray efa misy tampitampina no nirakofany. [Andraina: Mitaraina, takila 9] | ||||||||||||||||
Teny iditra | misesika | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | [Sihanaka] manerana [Rakotosaona 1975] | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |