Teny iditra (1/2) | 1 misidina |
Fototeny | 2 sidina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miezaka miakatra eny amin' ny habakabaka: Misidina ambony vao tra-pahoriana ohatra ny akohokely lasampapango Mandeha haingana maivamaivana: Misidina izy rehefa mandeha Misondrotra ambony be amin' ny fahaizana, voninahitra, harena...: Nisidina ambony tamin' ny harena Ingahy Rabe tato anatin' ny roa taona 5 [1.13] manidina |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] to fly high, to fly |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] voler dans l'air, voler 8 [1.13] voler |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 13 manidina, mikopaka elatra, misodika, misonanina |
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny misidina io |
Teny iditra (2/2) | 15 misidìna |
Fototeny | 16 sidina |
Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misidina [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.3] |
Fivaditsoratra | 20 isidinam, misidina, misidìna |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |