Teny iditra | 1 misikidy |
Fototeny | 2 sikidy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manao sikidy: Mianatra misikidy Rakoto Mamantatra ny ho avy na ny fitsaboana aretina amin' ny alalan' ny sikidy: Matoky ny olona misikidy ve ianao |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to practice divination by the sikidy rite |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] deviner par le rite du sikidy, prédire |
Ohatra |
7 Rahazavatra atao, dia misikidy ny andriana, dia mamono vorona ny mpisikidy, asaina mamono vorona ny mpanozon-doha (mampinona akoholahy); [2.48] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny misikidy io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |