|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  misiky
Fototeny  2  siky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  manome siky [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5  se précipiter [1.13]
Voambolana  6  Simia
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/5)11  misiky
Fototeny  12  siky
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14  mitafy [Taisaka] [1.78]
15  misikina, mitafy [Tanosy] [1.78]
16  miakanjo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  17  se vêtir, s'habiller [1.13]
Haiendriteny 
18  Ny ankehitriny :
19  Ny lasa :
20  Ny hoavy :

Teny iditra (3/5)21  misiky
Fototeny  22  siky
Sokajin-teny  23  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  24  Mandroaka biby amin' ny filazana hoe "siky" [1.1]
Haiendriteny 
25  Ny ankehitriny :
26  Ny lasa :
27  Ny hoavy :
28  Filaza mandidy :

Teny iditra (4/5)29  misiky
Sokajin-teny  30  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  31  mifoka (sigara, ets) [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (5/5)32  misiky
Sokajin-teny  33  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  34  mitsentsitra [Taisaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31