Teny iditra (1/5) | 1 siky |
Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny fandroaham-biby [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 Terme dont on se sert pour appeler quelqu’un secrètement; et aussi, pour chasser les bœufs, les animaux [1.3#604] 5 onomatopée, sorte de sifflement destiné à éloigner les boeufs ou d'autres animaux [Sakalava] [1.196] |
Voambolana |
6 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Sampanteny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
9 Ny tenim-piontanana rehetra |
Teny iditra (2/5) | 10 siky |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
12 précipité [1.13] |
Voambolana |
13 Simia |
Tovy hevitra | 14 fiaka |
Teny iditra (3/5) | 15 siky |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 sikina, fitafiana [Taisaka]
[1.78] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/5) | 19 siky |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
21 toaka [Tanosy]
[1.78] |
Teny iditra (5/5) | 22 siky |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
24 Hyparrhenia rufa (Nees) Stapf (Poaceae). Nom malgache et identité déjà signalés par Segalen et Moureaux. [Sakalava]
[1.196] |
Voambolana |
25 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 27 kisy, siky |
Nohavaozina tamin' ny 2020/12/27 |