Teny iditra | 1 misintaka |
Fototeny | 2 sintaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Tanosy]
miala, mandao 5 [1.1] Miasaraka amin' ny vadiny, miala amin' ny tokantrano: Nisintaka Rasoa fa tsy tohany ny ataon' ny lahy. / Tsy afa-manambady hafa ny vehivavy nisintaka taloha raha tsy efa nisaoran-dralehilahy |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny misintaka io |
Fivaditsoratra | 11 amintsika, atsikanim, manakitsy, mañatsiky, mañitsaky, manitsika, misintaka, mitakasin, mitsinaka, nasitakim, nitakasim, nitsaikam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |