Teny iditra | 1 misitery |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.59] mystère: Ny misiterin' ny Trinité Masina (Le mystère de la Sainte Trinité) |
Ohatra |
4 [1.381#] Betsaka tokoa ny zava-miafina (misitery) momba ny fiainan' olombelona. 5 [2.285#] Vantany vao dify ny zoron-tamboho izy mianaka, dia niainga ny roa taminay hanaraka azy, fa nifanarahanay ny hanaovana izay hahalalana ity misitery momba ny eion' i Paritra ity. |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 7 mistery |
Lohateny |
Fivaditsoratra | 9 mieritsy, misitery |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/07 |
![]() |