Teny iditra | 1 misitery |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.59] mystère: Ny misiterin' ny Trinité Masina (Le mystère de la Sainte Trinité) |
Ohatra |
4 Betsaka tokoa ny zava-miafina (misitery) momba ny fiainan' olombelona. [1.381#] 5 Vantany vao dify ny zoron-tamboho izy mianaka, dia niainga ny roa taminay hanaraka azy, fa nifanarahanay ny hanaovana izay hahalalana ity misitery momba ny eion' i Paritra ity. [2.285#] |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 7 mistery |
Lohateny | 8 Misiterin' Analamanga (Rainizanabololona Justin) |
Fivaditsoratra | 9 mieritsy, misitery |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/29 |