|
|
|
|

Teny iditra1  misitra
Fototeny  2  isitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mandà tsy hanao na mampiseho tsy fahafaliana, ka milaza hoe "isitra": Aza misitra eo, ry Ikoto, fa mandehana haingana rehefa irahina
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  10  itsiram, maritsy, misatry, misitra, mitsira

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21