Teny iditra | 1 misitrika |
Fototeny | 2 sitrika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Sihanaka]
miery 5 [1.1] Milentika: Vonjeo fa nisitrika iry lakana Miditra, mitsofoka lalina: Nisitrika tany anaty ala tany izy Miery, miafina ao anaty zavatra: Nisitrika tao an-trano izy ka tsy hitan' ny polisy |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] to hide to dive |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] se cacher plonger |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 12 mifonoka |
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny misitrika io |
Fivaditsoratra | 14 marikitsy, misitraky, misitrika, mitsirika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |