Teny iditra misodisody (sodisody)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miverimberina manodidina zavatra na olona imbetsaka toa mizaha taratra, mihaodihaody; mandehandeha manodidina: Misy olona misodisody manodidina ny tranony, hono, isan' alina [Rajemisa 1985]
Endriteny 
misodisody
nisodisody
hisodisody
misodisodia

Teny iditra misodisody
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] misavoana [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31