|
|
|
|

Teny iditra1  misointsoina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mihataka menamenatra mangaihay: Lasa nisointsoina irery niverina izy
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] se retirer confus, honteux, triste
Fototeny  5  sointsoina
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9  isiontsionam, isointsoinam, misiontsiòna, misiontsiona, misointsoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/30