Teny iditra | sointsoina | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fihatahana menamenatra sy mangaihay noho ny tena diso fanantenana na tsy noeritreretin' ny olona. [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | siontsiona, sointsoina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |