Teny iditra misoko ohatra ny ron-gisa (soko, ohatra, ro, gisa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza zavatra izay tsy hita maso ny fiasany nefa ny vokany ao ihany, zavatra tsy ampoizina nefa misy asany [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31