Teny iditra misolila (solila)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Misobilaka: Nisolila loatra no nanaovan' ny mpandrafitra ity lela varavarava ity
¶ Misolampilampy: Misolila ity moron-dalana ity [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to be on a bias, to be at an angle; cf, misompirana [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay être en biais, être chanfreiné; cf. misompirana [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
misolila
nisolila
hisolila

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31