Teny iditra solila
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Misompirana, misobilatra: Fandraka solila [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui est à angle obtus, qui est chanfreiné, en talus, en biais, en biseau: Fandraka solila (Ciseau qui est en biseau) [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra solila
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilay fisompiranan' ny rindrina somary mivoaka eo akaikin' ny varavarambe na ny varavarankely; fanatsahana na fanasolarana ny riranjavatra hanjary hisompirana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Retrait du mur à angle obtus près des portes et des fenêtres, chanfrein, talus, biais [1.3]
Kamban-teny 

Teny iditra solila
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-dinta lehibe [1.1]
Voambolana 

Teny iditra solila
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' ahitra mani-pofona misy voniny mavokely na fotsy, maniry eny an-tany mando, nomen' ny ntaolo taloha ny vehivavy bevohoka mba hisorohana ny zava-tsarotra rehetra; izany no nahatonga ilay fitenenana hoe "Izaho tsy miteraka no hisotro solila?" (izaho tsy maninon-tsy maninona ve no handeha hisahirana?) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Mint [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Menthe: ses feuilles cuites avec du riz sont données aux femmes qui sont près d'accoucher pour prévenir tout accident fâcheux [1.3]
 Menthe [1.8, 1.66]
 (probablement de soa : bon, beau ; et dilatra ou lilatra : action d'effleurer, de toucher à peine ; allusion à l'odeur agréable qui se dégage dès qu'on froisse un peu les feuilles). Suivant les dialectes
[Merina] Mentha pulegium L. (Lamiaceae). Nom malgache signalé par Malzac
La menthe poivrée, Mentha piperita Hudson, introduite d'Amérique et cultivée dans quelques stations d'essai a aussi été appelée par extension solila
[Betsimisaraka, Sihanaka] Ajuga robusta Baker (Lamiaceae). Réf. Boiteau, Herbier Jardin Botanique Tananarive 2745. C'est probablement ce nom qui a ensuite été donné en Imerina à la menthe [1.196]
Anarana siantifika Ajuga robusta, Mentha piperita, Mentha pulegium
Ohatra 
1Fomban' ny Vazaha kosa ny fanaovana dite ny solila. [2.270]
2Loza ho anareo, ry mpanora-dalàna sy Farisiana mpihatsaravelatsihy, fa ny ampahafolon' ny solila sy ny aneta ary ny komina aloanareo; [2.996]
Voambolana 

Teny iditra solila
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Merina] (probablement du nom des grandes sangsues d'eau ; on les trouve souvent collées sur les feuilles inférieures de ces plantes). Nom donné aux Mesanthemum (Ericaulaceae), plantes des tourbières et lieux marécageux. Surtout Mesanthemum rutenbergianum Körn. ou Mesanthemum platyphyllum Baker (Eriocaulaceae). Reconnaissables à leurs inflorescences en tête, d'un blanc brillant. [1.196]
Anarana siantifika Mesanthemum platyphyllum, Mesanthemum rutenbergianum
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/02