Teny iditra | misomaritaka (somaritaka (saritaka)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Be raharaha manketsy mankeroa, miheninkenina, mipenimpenina be ihany: Misomaritaka ny ankizy fa ho tonga avy any andafy ny rainy [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |