Teny iditra | 1 somaritaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mifanjevo maimaika noho ny raharaha mifanosontsosona sy maro; miparitaka tampoka noho ny hatairana: Somaritaka daholo ny mpianatra fa hoe misy mpangala-jaza miafina endrika, hono |
Fototeny | 4 saritaka |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 6 akamositra, somaritaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |