Teny iditra | 1 misomotaka |
Fototeny | 2 somotaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Minono na mihinana mamosibosika erỳ mifotafota eo am-pihinanana ka ifotetahan' ny loto avy amin' ny sakafo hanina ny tarehy |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |