Teny iditra misosososo (sosososo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandroso sahisahy tsy am-pihambahambana: Vao niditra izy dia nisosososo nankery avara-patana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
misosososo
nisosososo
hisosososo
misosososoa
Teny nalaina 

2010/05/14