Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : misosososo | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aza misosososo tahaka ny vinanto kely tsy mahare fosa. [2.558 #781]
Aza misosososo, tahaka ny vinantokely tsy mandre fosa. [2.653 #642] Hoatry ny vinanto kely tsy mandreny fosa. [2.415] Mijolonjolona hoatry ny vinanto kely tsy nahare fosa. [2.415 #1453] Mijolonjolona ohatra ny vinanto kely tsy mahare fosa. [1.1] Misosososo, ohatra ny vinanto kely tsy mandreny fosa. [2.653] Misosososo ohatra ny vinanto tsy mahare fosa. [1.1] Misosososo tahaka ny vinanto kely tsy mandreny fosa. [2.558 #2419] Misosososo tahaky ny vinanto tsy nahare fosa. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny olona tay mahimahina ny amin' izay olona hatonina fa aviavy erý mamboraka izay ao am-po. [1.1]
Enti-milaza olona misosososo miditra befahatany any amin' olona tsy mankasitraka azy akory. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | S' avancer hardiment comme la bru qui n' a pas entendu le mal que sa belle-mère dit sur son compte. [2.415 #1454]
S'introduire avec hardiesse, comme la bru qui n' a pas entendu le mal que les beaux-parents disaient d' elle. [2.415 #1453] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui s' introduisaient auprès des gens dont ils étaient mal vus. [2.415 #1453]
Se disait de ceux qui vont chez des gens qu' ils croient leurs amis ; à peine sont-ils partis, on dit du mal d' eux. [2.415 #1454] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Miditra misosososo, lasa | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Misosososo janga loha, ohatra ny lakana avy nindramina. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||