Teny iditra | 1 misovoka |
Fototeny | 2 sovoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mamely tampoka, manampoka: Nisovoka ny fahavalo Miditra mangina sy misokosoko mba tsy ho hita na ho re: Nisovoka namangy ny havany izy |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 misoko |
Fivaditsoratra | 10 misovoka, mosaviko |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |