Teny iditra (1/2) | 1 mitaba |
Fototeny | 2 taba |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manakorontana Mihinan-javatra ka miosanosana eo am-pihinanana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [Provincial]
to take or eat rapaciously by the hand |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] Saisir avec avidité, manger goulûment, bouleverser, tracasser |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 mitabà |
Fototeny | 12 taba |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitaba [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] |
Fivaditsoratra | 16 atambi, atamby, bataim, ibatam, itabam, mibata, mibatà, mitabà, mitaba, tabaim, taimba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |