Teny iditra mitafotafo (tafotafo (tafo))
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Feno hatramin' ny molony
¶ Be dia be: Fisaorana mitafotafo no atolotray [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be full with a heap on (of dry measures) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être comble (se dit des mesures de capacité) [Hallanger 1974]
Ohatra Tsy lanitra anefa ity tany ity, ka saro-piaro amin'ny hasambarana mitafotafo loatra ny vintana [Andriamalala: Fasana, takila 7]

2013/05/14