Teny iditra tafotafo (tafo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Feno avo loha, mihoatra ny vava famarana (tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny teny hoe: feno): Feno tafotafo [1.1]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20