Teny iditra (1/4) | 1 mitaha |
Fototeny | 2 taha |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Milahatra miaraka amin' ny hafa mba hahitana izay tsara amin' izy ireo: Latsaka ambany itsy trano itsy raha mitaha amin' ity (mitovy amin' ny Miolotra) Mahazo na mandray onitra noho ny fakan' ny lehilahy rafy na vady hafa |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be compared, to compare oneself |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] être comparé avec un autre; se mesurer avec quelqu'un |
Voambolana |
7 Fahasalamana |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 13 mitaha |
Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.78] [Tanosy]
mitady |
Teny iditra (3/4) | 16 mitaha |
Fototeny | 17 taha |
Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.78] [Tambahoaka, Bara]
mitsabo 20 [1.78] [Taisaka, Sihanaka] mitsabo marary |
Voambolana |
21 Fahasalamana |
Teny iditra (4/4) | 22 mitahà |
Fototeny | 23 taha |
Sokajin-teny | 24 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitaha [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
25 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
26 [1.3] |
Fivaditsoratra | 27 ahitam, atahim, haitam, hamita, hataim, itaham, mahita, mahità, matahy, mitahà, mitaha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |