Teny iditra mitaho (taho)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mizara na mitantana toaka, manovo sy mizara ho an' ny olona [Rajemisa 1985]
  [Tambahoaka] mizara zava-pisotro [Rakotosaona 1972]
Endriteny 
mitaho
nitaho
hitaho
mitahoa
Teny nalaina 

2010/05/14