Teny iditra mitakarina (takarina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha miresaka na mihinana any an-tranon' olon-kafa: Aza mitakarina any re fa izay misy ato an-trano ifaliana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitakarina
nitakarina
hitakarina
mitakarìna

Teny iditra mitakarìna (takarina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitakarina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/05/14