|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitakarina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  takarina
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Mandeha miresaka na mihinana any an-tranon' olon-kafa: Aza mitakarina any re fa izay misy ato an-trano ifaliana
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny mitakarina io

Teny iditra (2/2)10  mitakarìna
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitakarina [Fitanisana]
Fototeny  12  takarina
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3]

Fivaditsoratra  15  iantraikam, itakarinam, manaikitra, manati-kira, miantraika, mitakarìna, mitakarina

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/04