| Teny iditra | 1 mitakila |
| Fototeny | 2 takila |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Vary antsasany, ny antsasany sisa mijanona
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 8 mikalita, mikalità, mitakila, 9 mitalaky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/06 |
|