Teny iditra takila (ila)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra nahafahana ny ilany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy With one good side [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Dont il ne reste qu'un côté, dont un côté a été déchiré [1.3]
Sampanteny 
 

Teny iditra takila (ila)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilany, sombiny; ny lafiny ambadika sy ambadika amin' ny ravin-taratasy na takelaky ny boky: Ny boky dimampolo takelaka dia misy takila zato ~ Jereo ao amin' ny takila fahatelo amby enimpolo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A page in a book [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Page d'un livre; côté [1.8]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31