Teny iditra mitakobaka (takobaka (kobaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihetsiketsika ao anaty rano [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitakobaka
nitakobaka
hitakobaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31