Teny iditra | 1 mitakoritsoka |
Fototeny | 2 takoritsoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manao teny tsy atao ren' ny olona maro; mandefa tsaho an-takona |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] (misspelt takoritsika) to rumour, to whisper to be in great sorrow |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] chuchoter, faire circuler des bruits Figuré: être dans la peine, dans la tristesse |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 10 mibitsibitsika, miritsodritsoka, manaotoho-tsofina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |