|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  takoritsoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1#912] teny tsy atao ren' ny olona maro
tsaho mandeha an-katakonana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2#606] a rumour, a whisper
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#654] chuchotement, bruits qui circulent en cachette
Fototeny  6  ritsoka
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :

Teny iditra (2/2)8  takoritsoka
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1] Zavamaneno akatroka mitovy feo amin' ny "castagnette": sotro hazo roa no tazonin' ny tanana havia ary atao mifampiankina ny vohony; sotro hazo iray hafa kosa no tazonin' ny tanana havanana eo amin' ny lelany, fa ny tahony no atsofoka sy avoaka eo anelanelan' ireo sotro roa voalohany ka manaraka ny ngadon-kira. Tsy mba maneno mafy fa toy ny mibitsibitsika fotsiny ny feon' ny sotro hazo, ka izany angamba no nanaovan' ny Ntaolo azy hoe takoritsoka; ankehitriny dia sotro vy no ampiasaina
Voambolana  11  Feon-kira: zavamaneno
Fototeny  12  ritsoka
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  135  akotrotsika, takoritsoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28