Teny iditra (1/2) | 1 mitakosina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 takosina |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Mifotetaky ny loton' ny vovoka na fotaka: Aza avela hitakosina amin' ny vovoka io zaza io |
Teny iditra (2/2) | 9 mitakosìna |
Sokajin-teny | 10 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitakosina [Fitanisana] |
Fototeny | 11 takosina |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3] |
Fivaditsoratra | 14 itakosinam, itsaikonam, mitakosìna, mitakosina, mitsaikona, mitsaikòna, namitsiako |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/21 |
![]() |