Teny iditra | takosina (kosina) | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Boribory lavalava (tahaka ny fanoto) Maloto, mihosina vovoka na fotaka [1.1] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Tovy hevitra | takosona | ||||||||||||
Fivaditsoratra | anatsiko, antsakio, antsioka, atsikano, kotsaina, takosina, tsaikona, tsakoina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |