|
|
|
|

Teny iditra1  mitakosona
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  takosona
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  [2.5] Ny fijeriko an' i Soa aloha, dia tsy mahita kilema mitakosona azoko hahosotra azy aho, saingy raha sitrak' ise ny mavokely, aoka kosa aho hankafy ny maitso tanora.
Tsipelina hafa  8  mitakosina

Fivaditsoratra  9  mitakosona, namaitsoko, namotsiako, nisomotaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29