|
|
|
|

Teny iditra1  mitaky
Fototeny  2  taky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mampandoa trosa na izay nindramina: Mitaky ny trosako aho
Mila, mitady, mangataka mafy: Mitaky karama ambony loatra ireo mpiasa ireo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to demand one's due
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] réclamer, réclamer son dû
Ohatra  7  mitaky mahazo, itakian-tsy ahazoana; [2.69]
8  Ankehitriny tonga aho mitaky ny anjarako aminy. [2.895]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Mpanahaka  13  mampandoa, mamoritra, maka ny an' ny tena, manaraka, mihady levenambola, manao takin' adala, manao tadidin' ny mpanaraka
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  16  makity, mitaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21