|
|
|
|

Teny iditra1  mitalapetraka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mipetraka atao mivelatra ny lohalika roa ary miforitra manaraka izany ny ranjo ka mifanindry ny tongotra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] same as mipetraka
5  [1.7] to sit crosslegged
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] s'asseoir en croisant les jambes
Fototeny  7  talapetraka
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny mitalapetraka io

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02