Teny iditra | mipetraka (petraka) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | mitombina (eo ampitombenana na efa tafatombina): Mipetraka eto ambony seza tompoko! / Tsy azo atao ny miarahaba manala satroka raha mipetraka ¶ mitoetra, monina: Mipetraha any ambanivohitra izy ¶ Ankinina amin' ny olona na banky: Vola mipetraka [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to be at rest [Richardson 1885, Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
to sit down, to perch [Richardson 1885] | |||||||||||||||||
to sit [Hallanger 1973] | |||||||||||||||||
Fandikana frantsay | être assis [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
s'asseoir [Abinal 1888, Hallanger 1974] | |||||||||||||||||
être placé, posté ¶ être destitué, renvoyé ¶ habiter, séjourner [Abinal 1888] | |||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mipetraka io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |