Teny iditra mitamo (tamo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bezanozano] mitsapa (amin'ny tanana) [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy same as mitrabaka [Richardson 1885]
Endriteny 
mitamo
mitamon'
mitamon-
mitamom-
nitamo
nitamon'
nitamon-
nitamom-
hitamo
hitamon'
hitamon-
hitamom-
mitamoa

2014/09/01