Teny iditra mitamo (tamo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Mitsapa (amin'ny tanana) [1.78]
Fanazavàna teny anglisy Same as mitrabaka [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitamo, mitamon', mitamon-, mitamom-
Ny lasa : nitamo, nitamon', nitamon-, nitamom-
Ny hoavy : hitamo, hitamon', hitamon-, hitamom-
Filaza mandidy : mitamoa

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20