Teny iditra mitampesona (tampesona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mangataka sesilany, mitambezo tsy miato ka manao hata-piso: Zatra nitampesona tamindreniny izy ka nanjary mpihantahanta [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitampesona
nitampesona
hitampesona
mitampena

Teny iditra mitampesòna (tampesona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitampesona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/05/14