Teny iditra | 1 mitampify |
Fototeny | 2 tampify |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitampisaka miery eo anila: Aza mitampify amin' ny vody hazo rehefa avy ny orana ka mikotroka ny andro Misisika ho eo anila noho ny tahotra na ny tsy fahampiana: Nanatona ilay rangahy be volombava, ka nitampify tamin-dreniny ilay zaza ~ Nitampify tao amin' ny rafozany izy nandritra ny enimbolana taorian' ny fanambadiany Miankina, mipetaka, mifanoroka amy...: Nataony nitampify tamin' ny tranony ny fisoko ka tsy neken' ny mpiandraikitra ny toe-pahasalamana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to press against a wall, etc. 6 [1.7] to press close |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] se blottir contre |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 itampifim, mitampify |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |