|
|
|
|

Teny iditra1  mitampisaka
Fototeny  2  tampisaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Miraikitra amin-javatra iray ka toa mipetaka na mifetaka amin' io mihitsy: Mitampisaka amin' ny vody vilany ny ampango
Miankina akaiky dia akaiky: Nitampisaka tao am-baravarana tao izy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to shrink up of one's self, to appear flat, to press against the side of anything. See tampify (fify).
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  mampitsaika, mitampisaka

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/14