Teny iditra mitampoka (tampoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miampy rano: Nitampo-drano ity ronono ity izany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitampoka
nitampoka
hitampoka

2010/05/14